Enoncé Histo - Géo série C-D 2000
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2000
histoire - geographie – Séries : C D
N.B. : Le candidat doit traiter un (01) groupe de sujets
sur les deux (02) proposés.
Premier groupe
I. Question obligatoire : Histoire (5 pts)
La crise de Cuba (1962)
II. Dissertation : Géographie (15 pts)
Le poids économique des Etats-Unis est inséparable au rôle mondial du dollar. Expliquer.
Deuxième groupe
I. Question obligatoire : Géographie (5 pts)
Les bénéficiaires de la mondialisation.
II. Dissertation : Histoire (15 pts)
Différents facteurs ont poussé les pays colonisateurs à donner l’indépendance à leurs colonies. Mais la décolonisation de l’Afrique a pris un retard par rapport à celle de l’Asie. Expliquer.
N.B. : Sokajy iray (01) amin’ireo roa (02) atolotra azy no ataon’ny mpiadina.
Sokajy I
II. Fanontaniana tsy maintsy valiana : Tantara (Isa 5)
Ny raharaha manahirana nitranga tany Cuba tamin’ny taona 1962.
II. Famoaboasan-kevitra : Jeografia (Isa 15)
Tsy azo sarahina amin’ny toerana misy ny vola dollar eran-tany ny lanja ara toekarena tazonon’i Etazonia. Hazavao.
Sokajy II
I. Fanontaniana tsy maintsy valiana : Jeografia (Isa 5)
Ny mahazo tombony amin’ny fanatontoloina.
II. Famoaboasan-kevitra : Tantara (Isa 15)
Antony samihafa no nanosika ny firenena mpanjanaka hanome fahaleovantena ny zanataniny. Na izany aza nefa dia tratra aoriana ny fanafahana an’i Afrika teo amin’ny fanjanahana raha oharina amin’ny an’i Azia. Hazavao.