Enoncé Histo - Géo série C-D 2010
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2010
HISTOIRE GEOGRAPHIE – Séries : CD
NB : Le candidat doit traiter obligatoirement le devoir de géographie et le devoir d’histoire.
Sujet I Géographie : Dissertation
La triade domine le monde d’aujourd’hui sur le plan politique, économique et culturel. Expliquer.
Sujet II Histoire : Commentaire de document
« A Madagascar, de longues années d’incertitude et de deuil succèdent à la rébellion de 1947. […]. L’action des nationalistes malgaches aboutit, après l’accession au pouvoir du général de Gaulle en France, à la naissance de la République Malgache, le 14 octobre 1958. Moins de deux années plus tard, le transfert de compétence achève l’évolution. Le 26 juin 1960, Madagascar est un Etat indépendant et souverain ».
La marche vers l’indépendance (1948-1960)
F. Labatut et R. Raharinarivonirina
Madagascar, étude historique, Ed. Fernand Nathan. 1969, p :185.
A l’aide des indications suivantes et de vos connaissances, commenter ce document :
- Insister sur les facteurs de la décolonisation à Madagascar.
- Expliquer la loi Cadre et son application ainsi que les phases de mise en place de la République.
N.B. : Tsy maintsy atao ireo laza adina roa atolotra ny mpiadina.
LAZA DAINA I : Jeografia : Famoaboasan-kevitra
Mifehy an’izao tontolo izao ankehitriny eo amin’ny lafiny politika, toekarena sy kolon-tsaina ny “Telo Lehibe Matanjaka” (Triade). Hazavao.
LAZA ADINA II : Tantara : Fanadihadiana tahirin-kevitra
“Teto Madagasikara, taona maro feno tsy fahazoana antoka ny ho avy sy fisaonana no nandimby ny tabataba tamin’ny 1947. […]. Ny fihetsik’ireo tia tanindrazana Malagasy tao aorinan’ny fahatongavan’ny jeneraly de Gaulle teo amin’ny fitondrana dia niafara tamin’ny fahaterahan’ny Repoblika Malagasy ny 14 oktobra 1958. Tsy ampy roa taona taty aorian’ny famindrana ny fahaiza - manao no namarana ny fivoarana. Ny 26 jona 1960 dia tonga fanjakana mahaleo tena sy manana ny fiandrianany i Madagasikara”.
La marche vers l’indépendance (1948-1960)
F. Labatut et R. Raharinarivonirina
Madagascar, étude historique, Ed. Fernand Nathan. 1969, p :185.
Amin’ny alalan’ireto fanamarihana manaraka ireto sy amin’ny fahalalana anananao, hadihadio io tahirin-kevitra io :
- Tsindrio ireo antony fanilihana ny fanjanahan-tany teto Madagasikara.
- Hazavao ny lalàna lasitra sy ny fampiharana azy ary ny fametrahana ny Repoblika.