Enoncé Histo - Géo série A 2001
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2001
histoire-geographie – Série : A
A – Questions obligatoires : ( 5 points )
1 – La fissuration du bloc capitaliste
a)- Causes (2 pts)
b)- Manifestations
2 – Les problèmes causés par la croissance démographique dans les P.V.D. (3 pts)
B – Sujets au choix : ( 15 points )
N.B. : Le candidat doit traiter UN SUJET sur les deux proposés.
1 - Dissertation
La Triade domine le monde d’aujourd’hui sur le plan politique, économique et culturel élargissant ainsi le fossé qui sépare le Nord et le Sud. Expliquez.
2 – Commentaire de document : La formation des blocs et leurs relations de 1947 à 1962.
Pendant les règlements de l’après-guerre, les tensions se renforcent entre les anciens alliés. La méfiance se transforme ouvertement en affrontement à la fois idéologique, économique, culturel et militaire à partir de 1947.
Se forment alors les blocs qui ne connaîtront de détente véritable dans leurs rapports qu’à partir de 1962…
Danièle Bernard dans Histoire
Tle p. 108 – 1998.
- - - - - - - - - - - - - - - - - - -
A – Fanontaniana tsy maintsy valiana : ( isa 5 )
1 – Ny fitriaran’ny vondron-tany kapitalista.
a)- Ny antony ( isa 2 )
b)- Ny fisehony
2 – Ireo olana ateraky ny fitombon’ny mponina eo amin’ny firenena andalam-pandrosoana ( isa 3 )
B – Laza adina isafidianana ( isa 15 )
N.B. : Isafidianana ny laza adina 1 sy 2.
1 – Famoaboasan-kevitra.
Mifehy ny fifandraisana eran-tany ankehitriny eo amin’ny lafiny politika, toekarena sy kolontsaina ny « Telo Lehibe Matanjaka » (Triade), ka mampitombo ny hantsana mampisaraka ny Avaratra sy ny Atsimo izy amin’izany. Hazavao.
2 – Fanadihadiana tahirin-kevitra.
Ny fiforonan’ny vondron-tany sy ny fifandraisany nanomboka ny taona 1947 ka hatramin’ny 1962.
Nandritra ny fandaminana natao taorian’ny ady lehibe faharoa dia nihamafy ny fifanolanana teo amin'ireo mpiara-dia fahizay.
Ny fifampiahiahiana efa nisy dia nivadika ho fifandonana mibaribary teo amin’ny lafiny ara- pirehan-kevitra, ara-toekarena, ara-kolontsaina sy ara-tafika, nanomboka ny taona 1947.
Niforona noho izany ny vondrona roa mifanohitra izay tsy hahita ny tena fitsaharan’ny disadisa tanteraka teo amin’ny fifandraisany raha tsy ny taona 1962…
Tahirin-kevitra nosoratan’i Danièle Bernard
Histoire Tle p. 108 – 1998.