Enoncé Histo - Géo série A 2005

Baccalauréat de l'enseignement général

Madagascar

Session 2005

 

histoire - geographie    –  Série : A

 

N.B : Le candidat doit traiter obligatoirement un devoir de géographie et un devoir d’Histoire

HISTOIRE :            Dissertation

Le but de la création de l’O.N.U est d’établir définitivement « la paix, la sécurité et le désarmement » ; aujourd’hui encore, nombreux sont les problèmes non résolus. L’on se demande alors : « A-t-on encore besoin de l’O.N.U à l’époque où nous vivons actuellement ? ».

Expliquer et discuter.

GEOGRAPHIE :       Commentaire

Les Etats-Unis, puissance mondiale

Les Etats-Unis occupent une place unique au monde : ils sont au cœur d’un système planétaire qu’ils dominent grâce à leur monnaie, leur armement et leurs entreprises. Ils possèdent les clés de la puissance mais aujourd’hui, cette hégémonie de plus de quarante ans est-elle aussi totale ?

 Géographie du temps présent Tles, Collection GREHG p. 323.

-          Décrire la place prépondérante des Etats-Unis.

-          Identifier les formes et instruments de leur domination.

-          Discuter la suprématie américaine actuelle.

**************************************

N.B : Tsy maintsy atao ny laza adina roa atolotra ny mpiadina.

TANTARA :             Famoaboasan-kevitra

 

Ny tanjona tamin’ny namoronana ny O.N.U dia ny hampijoro tanteraka « ny fandriam-pahalemana, ny filaminana ary ny fanafoanana fitaovam-piadiana » ; ankehitriny mbola betsaka ireo olana tsy voavaha. Izany no mampanontany tena hoe : « Mbola ilaina ve ny O.N.U amin’izao fotoana iainantsika ankehitriny izao ? ».

Fakafakao ary tsikerao.

JEOGRAFIA :          Fanadihadiana Tahirin-kevitra

Etazonia, firenena matanjaka eran-tany

Mitana toerana manokana eran-tany i Etazonia : izy ireo no eo anivon’ny lafatra (rafitra) maneran-tany izay anjakany noho ny volany, ny fitaovam-piadiany sy ny orinasany.

Izy ireo no manana ny fanalahidin’ny tanjaka nefa ankehitriny, moa izany fanjakazakana izay efa mihoatra ny efapolo taona izany ve mbola feno toy izany hatrany ?

Géographie du Temps présent Tles, Collection GREHG p. 323.

-          Soritsorito ny havesa-danjan’ny toeran’i Etazonia.

-          Lazao ireo endri-panjakazakany sy ny fitaovana ampiasainy amin’izany.

-          Tsikerao ny fiamboniana amerikanina ankehitriny.

 


Modifié le: Friday 8 September 2017, 11:42