Enoncé Histo - Géo série A 2010
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2010
HISTOIRE GEOGRAPHIE – Série : A
N.B. : Les Sujets de Géographie et d’Histoire sont obligatoires
SUJET I : Histoire : Dissertation
La marche à la guerre froide. Insister sur l’organisation politique, économique et militaire de deux blocs après la rupture de 1947.
SUJET II : Géographie : Commentaire
La puissance des Etats-Unis résulte de leur dimension, de leurs ressources naturelles et leurs hautes technologies. Elle apparaît aussi dans le domaine monétaire, leurs influences politiques, économique et surtout dans les échanges extérieurs.
Mais tout cela change après 1970 car une phase de crise apparaît avec une croissance très ralentie de la production, aggravée par les deux chocs pétroliers.
in Géographie du Temps Moderne,
Edition Hachette.
Commentez ce document à l’aide des directives suivantes :
- Dégager les facteurs de la puissance américaine ;
- Présenter les problèmes de l’économie américaine après 1970.
N.B: Tsy maintsy ataon’ny mpiadina ireo laza adina roa atolotra azy
LAZA ADINA I : Tantara : Famoaboasan-kevitra
Ny firosoana mankany amin’ny ady mangatsiaka. Hazavao amin’izany ireo lamina ara-polotika, ara-toekarena, ara-tafika nisy teo amin’ny vondrona roa taorian’ny fivakisana tamin’ny 1947.
LAZA ADINA II : Jeografia : Fanadihadiana tahirin-kevitra
Miseho amin’ny fananany velaran-tany, amin’ireo harena voa-janahary ary ireo teknolojia avo lenta ny fahatanjahan’i Etazonia. Mitranga ihany koa izany eo amin’ny lafiny ara-bola, ny fanjakazakana ara-politika, ara-ekonomika ary indrindra amin’ireo fifanakalozana amin’ny any ivelany.
Nefa miova izany rehetra izany taorian’ny taona 1970, noho ny fisehon’ny vanim-potoana itrangan’ny olana, arahin’ny fihenan’ny harikarena amin’ny famokarana, nanampy trotraka izany ny dona-tsolitany indroa.
in Géographie du Temps Moderne,
Edition Hachette.
Hadihadio ity tahirin-kevitra ity ary ampiasao amin’izany ireto tari-dalana manaraka ireto :
- Asongadino ireo antony nahatonga ny fahatanjahana amerikana.
- Asehoy ireo olana ara-toekarena amerikana taorinan’ny taona 1970.