Enoncé Philosophie série CD 1999
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 1999
philosophie – Séries : C - D
N.B. : Le candidat doit traiter UN sujet sur les trois proposés.
- - - - - - - - -
Sujet I : Si je suis obligé moralement, suis-je encore libre ?
Sujet II : « Si elle n’a pas réponse à tout, peut-être la science, du moins, aura-t-elle remède à tout ».
Jean ROSTAND
Qu’en pensez-vous ?
Sujet III
Faites l’analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique.
« Les réels problèmes de l’homme ne sont pas, en effet, ceux que lui pose le monde extérieur. (…) C’est une évidence que l’on oublie souvent : la compréhension de l’homme est au moins aussi importante, pour l’homme, que la connaissance du monde. (…) Aussi pouvons-nous tirer (…) une dernière leçon, c’est que la philosophie, réflexion sur la condition et la vocation de l’homme, sera toujours plus nécessaire à l’homme que la science. »
Georges PASCAL, L’idée de philosophie chez Alain
- - - - - - - - - - - - -
N.B. : Laza adina IRAY amin’ireo telo atolotra azy no ataon’ny mpiadina
- - - - - - - - -
Laza adina I : Mbola manana fahafahana ve aho, raha voatery ara-moraly ?
Laza adina II : « Na tsy manana valiny ho an’ny fanontaniana rehetra aza ny siansa, fara-faharatsiny izy mba hanana fanafody ho an’ny olana rehetra. »
Jean ROSTAND
Ahoana ny hevitrao ny amin’izany ?
Laza adina III
Fakafakao amin’ny fomba mirindra ny lahatsoratra mba hanasongadinana ny lanjany ara-pilozofia.
« Ny tena olana mianjady amin’ny olombelona dia tsy ireo izay apetraky ny tontolo ivelany aminy akory (…). Zava-marina toa adino matetika ity : ny fahafantarana ny olombelona dia fara-faharatsiny manan-danja mitovy, ho an’ny olombelona, amin’ny fahafantarana ny tontolo (…). Noho izany, afaka manatsoaka (…) lesona farany isika : izany hoe ny filozofia, fanadihadiana mikasika ny fepetra maha-olona sy ny firona voajanaharin’ny olombelona, dia tsy azon’ny olombelona ialana kokoa toy izay ny siansa. »