Enoncé Philosophie série CD 2004

Baccalauréat de l'enseignement général

Madagascar

Session 2004

 

philosophie    –  Séries : CD

 

N.B : Le candidat doit traiter UN sujet sur les TROIS proposés.

SUJET  I :

L’esprit philosophique est-il l’esprit scientifique ?

SUJET II :

«  La vraie démocratie est basée  sur la liberté de parler et d’exprimer des idées par l’intermédiaire des partis ou autres associations fondés par les Citoyens. »

(in : « Ny demokrasia » Taratasy avy amin’ny fivondronam-ben’ny Eveka eto Madagasikara, 25 Mars 1994, p. 16)

Qu’en pensez-vous ?

SUJET III :       Commentaire de texte.

Faites l’analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique.

« Voter, ce n’est pas précisément un des droits de l’homme; on vivrait très bien sans voter, si on avait la sûreté, l’égalité, la liberté. Le vote n’est qu’un moyen de conserver tous ces biens. L’expérience a fait voir cent fois qu’une élite gouvernante, qu’elle gouverne avec l’hérédité ou par la science acquise, arrive très vite à priver les citoyens de toute liberté, si le peuple n’exerce pas un pouvoir de contrôle, de blâme ou enfin de renvoi. Quand je vote, je n’exerce pas un droit, je défends tous mes droits; il ne s’agit donc pas de savoir si mon vote est perdu ou non, mais bien de savoir si le résultat cherché est atteint, c’est-à-dire si les pouvoirs sont contrôlés, blâmés et enfin détrônés dès qu’ils méconnaissent les droits des citoyens. »

( ALAIN)

- - - - - - -- - - - - - - - - - - - - - - - - -

N.B : Laza adina IRAY amin’ny TELO atolotra no tsy maintsy ataon’ny mpiadina.

LAZA ADINA I :

Ny toe-tsaina ara-pilôzôfia ve no toe-tsaina ara-tsiansa ?

LAZA ADINA II :

“ Ny tena demôkrasia dia miorona amin’ny fahafahana miteny sy maneho hevitra amin’ny alalan‘ny antoko na fikambanana hafa ajoron’ny Olom-pirenena.”

(In : “ Ny demokrasia ” Taratasy avy amin’ ny fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara, 25 Mars 1994, p. 16).

Ahoana ny hevitrao momba izany ?

LAZA ADINA III :          Famakafakana lahatsoratra.

Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity ary asongadino ny lanjany ara-pilôzôfia.

“ Ary indrindra, ny mifidy dia tsy anisan’ny iray amin’ireo zon’olombelona ; afaka tena miaina tsara na tsy mifidy, raha toa ka misy ny antoka sy ny fitoviana ary ny fahafahana. Fomba hitsimbinana ireo zava-tsoa ireo ny fifidianana. Ny traikefa dia mampahalala in-jato kely fa ny sangan’olona mpitondra, na izy mpitondra ara-pandovana na noho ny fahaizana ananany, dia afaka manafoana haingana ny fahafahana rehetra eo amin’ny olom-pirenena, raha toa  ny vahoaka ka tsy mampihatra ny fahefana manaramaso, manasazy na farany mandroaka. Rehefa mifidy aho, dia tsy mampihatra zo iray, fa miaro ny zoko rehetra. Noho izany, tsy ny fahalalana na resy na tsia tamin’ny fifidianana no zava-dehibe fa ny fahalalana indrindra raha tratra ny tanjona nokendrena, izany hoe voaaramaso ny fahefana rehetra, voasazy ary farany voailika raha vao tsy te-hahalala ny zon’ny olom-pirenena.”

                                   (ALAIN)


Modifié le: Friday 8 September 2017, 11:45