Enoncé Philosophie série CD 2008

Baccalauréat de l'enseignement général

Madagascar

Session 2008

 

philosophie    –  Séries : C D

                                          

NB : Le candidat doit traiter UN sujet sur les trois proposés.

 

Sujet  I :

Peut-on échapper à la philosophie ?

 

Sujet II :

ERNEST renan dit : « Seule la science peut fournir à l’homme tout ce dont il a besoin dans la vie. »

Partagez-vous cette pensée de renan ?

 

Sujet III :      

Faites l’analyse ordonnée de ce texte en vue de dégager son intérêt philosophique.

 

«Quelle que puisse être la constitution d’un gouvernement, s’il s’y trouve un seul homme qui ne soit pas soumis à la loi, tous les autres sont nécessairement à la discrétion de celui-là, et s’il y a un chef national, et un autre chef étranger, quelque partage d’autorité qu’ils puissent faire, il est impossible que l’un et l’autre soient bien obéis et que l’Etat soit bien gouverné.»

                 

                                                                             Jean Jacques ROUSSEAU, in Du Contrat Social

 

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

                    N.B : Laza adina IRAY amin’ireo TELO  atolotra no tsy maintsy ataon’ny mpiadina

- - - - - - - - - - - - - - - - -

Laza adina I :

Azo atao ve ny miala amin’ny filozofia ?

 

Laza adina II :

Hoy Ernest RENAN: «Ny siansa irery ihany no afaka manome ny olona ny zavatra rehetra ilainy eo amin’ny fiainana.»

Miombon-kevitra amin’i RENAN ve ianao?

 

Laza adina III:

Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity ary asongadino ny lanjany ara-pilozofia.

 

  «Na toy inona na toy inona firafitry ny fitondram-panjakana iray, raha toa ao ka ahitana olona, na dia iray ihany aza, tsy voafehin’ny lalàna, dia tsy maintsy ho eo ambany fahefan’io olona io avokoa ny olon-kafa rehetra ; ary raha misy filoha eo amin’io firenena io, sy filoha iray hafa ivelan’io, na toy inona na toy inona fifampizarana  fahefana azon’izy ireo atao, dia tsy ho tena tò teny na oviana na oviana izy roa tonta ireo, ary tsy ho tsara tantana na oviana na oviana ihany koa ny Fanjakana. »

 

                                                                             Jean Jacques ROUSSEAU, in Du Contrat Social


Modifié le: Friday 8 September 2017, 11:45