Enoncé Philosophie série A 2003
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2003
philosophie – Série : A
NB : Le candidat doit traiter UN sujet sur les TROIS proposés.
SUJET I :
Peut-on dire que la démocratie est le seul moyen pour faire régner la paix dans une nation ?
SUJET II :
‘‘La discipline est la négation de la liberté’’
Etes-vous de cet avis ?
SUJET III :
Faites l’analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique.
‘‘La connaissance scientifique est une connaissance certaine dans la mesure où elle se fonde sur des données vérifiés [ . . . ] . Toutefois, le progrès des certitudes scientifiques ne va nullement dans le sens d’une grande certitude. Le progrès des certitudes scientifiques produit donc un progrès de l’incertitude’’.
Edgar M.
================== x ==================
NB : Laza adina IRAY amin’ireo TELO atolotra no tsy maintsy ataon’ny mpiadina
LAZA ADINA I :
Azo lazaina ve fa ny demokrasia no hany fomba tokana ahafahana mampanjaka ny fandriampahalemana eo amin’ny firenena iray ?
LAZA ADINA II :
‘‘Fandavana ny fahafahana ny fitsipi-pifehezana’’
Miombon-kevitra amin’izany ve ianao ?
LAZA ADINA III :
Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity mba hampisongadinana ny lanjany ara-pilôzôfia.
‘‘Ny fahalalana siantifika dia fahalalana azo antoka noho izy mifototra amin’ny voka-javatra voamarina [ . . . ] . Na dia izany aza, ny fandrosoan’ny marina siantifika dia tsy mizotra velively any amin’ny marina feno.
Noho izany ny fandrosoan’ny marina siantifika dia miteraka fandrosoan’ny fisalasalana’’.
Edgar M.