Enoncé Philosophie série A 2009
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2009
PHILOSOPHIE – Série : A
N.B. : Le candidat doit traiter UN sujet sur les trois proposés.
- - - - - - - - - - - - -
Sujet I : « Agis toujours de telle sorte que tu traites l’humanité, en ta personne et en la personne d’autrui, comme une fin et jamais simplement comme un moyen ». Emmanuel KANT.
Qu’en pensez-vous ?
Sujet II : Le droit de l’homme se réduit-il à ce que la loi prescrit ?
Sujet III : Faites l’analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique
« Les théories qui représentent l’ensemble de nos idées scientifiques sont sans doute indispensables pour représenter la réalité. Elles doivent aussi servir de point d’appui à des idées investigatrices nouvelles. Mais ces théories et ces idées n’étant point la vérité immuable, il faut toujours être prêt à les abandonner, à les modifier ou à les changer dès qu’elles ne représentent plus la réalité. En un mot, il faut modifier la théorie pour l’adapter à la nature et non la nature pour l’adapter à la théorie »
Claude BERNARD
in Introduction à l’étude de la médecine expérimentale.
- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -
N.B. Laza adina IRAY amin’ireo telo atolotra no tsy maintsy ataon’ny mpiadina.
- - - - - - - - - - - - - - - - - -
Laza adina I : « Amin’izay rehetra atao, na amin’ny tenanao izany, na amin’ny hafa ihany koa dia aoka hitsinjo hatrany ny mahaolona ka hanao izany ho fenitra fa tsy ho fitaovana fotsiny ihany sanatria »
Emmanuel KANT
Ahoana ny hevitrao momba izany ?
Laza adina II : Voafetra amin’izay tondroin’ny lalàna fotsiny ihany ve ny zon’olombelona ?
Laza adina III : Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity ary asongadino ny lanjany ara-pilozofia.
« Ireo teoria izay maneho ny fitambaran’ireo hevitsika ara-tsiansa dia tsy lavina fa tena ilaina amin’ny fandinihana ny zava-misy. Tokony hatao andry iankinan’ireo hevitra fanadihadiana vaovao ihany koa izy ireo. Kanefa, noho ireo teoria sy ireo hevitra izay tsy maneho ny marina tsy azo ivalozana dia tokony ho vonona handao azy ireo lalandava isika, hanova azy ireo raha toa tsy maneho ny marina momba ny zava-misy intsony. Raha atao indraim-bava izany dia tokony hovàna ny teoria hifanaraka amin’ny natiora fa tsy ny natiora hifanaraka amin’ny teoria ».
Claude BERNARD
in Introduction à l’étude de la médecine expérimentale.