Enoncé Philosophie série A 2010

Baccalauréat de l'enseignement général

Madagascar

Session 2010

 

PHILOSOPHIE    –  Série : A

 

N.B. : Le candidat doit traiter UN sujet sur les trois proposés.

 

Sujet I :           « Philosopher veut toujours dire nier ce que l’on sait déjà » Qu’en pensez-vous ?

 

Sujet II :          Faut-il attendre de la science qu’elle nous rassure?

 

Sujet III :         Faites l’analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique

«  C’est la faiblesse de l’homme qui le rend sociable. Ce sont nos misères communes qui portent nos cœurs à l’humanité, nous ne lui devrions rien si nous nous n’étions pas hommes. Tout attachement est un signe d’insuffisance : si chacun de nous n’avait nul besoin des autres, il ne songerait guère à s’unir à eux. Ainsi de notre infirmité même naît notre frêle bonheur. Un être vraiment heureux est un être solitaire. Dieu seul jouit d’un bonheur absolu, mais qui de nous en a l’idée ? Si quelque être imparfait pouvait se suffire à lui-même, de quoi jouirait-il selon nous ? Il serait seul, il serait misérable. Je ne conçois pas que celui qui n’a besoin de rien puisse aimer quelque chose ; je ne conçois pas que celui qui n’aime rien puisse être heureux.»

Jean Jacques Rousseau,

Du contrat social

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

 

N.B. Laza adina IRAY amin’ireo telo atolotra no tsy maintsy ataon’ny mpiadina.

 

Laza adina I : “ Ny manao filôzofia dia midika hatrany ho fandavana izay efa fantatra sahady.”

Ahoana ny hevitrao momba izany?

 

Laza adina II :            Tsy maintsy iandrasana ny siansa ve ny hampitoniany antsika? 

 

Laza adina III :           Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity ary asongadino ny lanjany ara-pilozofia.

“Ny fahalemen’ny olombelona no mahatonga azy afaka miara-monina. Ny fijaliana iraisantsika no manentana ny fontsika amin’ny maha-olona. Tsy misy na inona na inona tokony hataontsika aminy raha tsy olombelona isika. Ny fifamatorana rehetra dia mariky ny tsy fahafenoana: raha ny tsirairay tsy nanana na inona na inona nilàna ny hafa, dia tsy nieritreritra velively ny hitambatra amin’izy ireo izy. Araka izany dia avy amin’ny fahalementsika indrindra no teraka ny fahasambarana marefontsika. Ny olona tena sambatra dia ny olona mitoka-monina. Andriamanitra irery ihany no miaina ny fahasambarana faratampony; fa mba iza amintsika no nieritreritra an’izany? Raha misy olona tsy tonga lafatra afaka mahavita tena samirery, dia inona no hifaliany raha araka ny hevintsika? Irery izy, mijaly izy. Tsy azoko saintsainina raha toa ka ny olona izay tsy mila na inona na inona dia mety ho tia zavatra iray; tsy azoko saintsainina raha toa ka ny olona izay tsy tia na inona na inona dia mety ho sambatra.”

 

Jean Jacques Rousseau,

Du contrat social


Modifié le: Friday 8 September 2017, 11:44