Enoncé Philosophie série A 2011

Baccalauréat de l'enseignement général

Madagascar

Session 2011

 

PHILOSOPHIE    –  Série : A

 

N.B. : Le candidat doit traiter UN sur les TROIS proposés    

 

SUJET  N°1

Notre connaissance du réel se limite-t-elle au savoir scientifique ?

 

SUJET  N°2

« La philosophie ne peut pas se passer d’une réflexion sur les sciences ? » Qu’en pensez-vous ?

 

SUJET  N°3

Faites l’analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique.

« Toutes les fois que nous délibérons pour savoir comment nous devons agir, il y a une voix qui parle en nous et qui nous dicte : voilà ton devoir. Et quand nous avons manqué à ce devoir qui nous a été ainsi présenté, la même voix se fait entendre et proteste contre notre acte. Parce qu’elle nous parle sur le ton de commandement, nous sentons bien qu’elle doit émaner de quelque être supérieur à nous, mais cet être, nous ne voyons pas clairement qui il est, ni ce qu’il est […]. C’est la société qui, en nous formant moralement, a mis ces sentiments qui nous dictent si impérativement notre conduite, ou qui réagissent avec notre énergie, quand nous refusons de déférer à leurs injonctions. Notre conscience morale est son œuvre et l’exprime : quand notre conscience parle, c’est la société qui parle en nous. »

                                                                                    E. DURKHEIM in: L’éducation morale

 

N.B. : Laza adina IRAY amin’ny TELO atolotra no tsy maintsy ataon’ny mpiadina

Laza adina N°1

Voafetra ho eo amin’ny fahaizana siantifika ihany ve ny fahalalantsika ny zava-misy ?

 

Laza adina N°2

«Tsy afa-miala amin’ny fandinihana momba ireo siansa ny filôzôfia.»Ahoana ny hevitrao momba izany ?

 

Laza adina N°3

Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity mba hampisongadina ny lanjany ara-filozôfia.

“Isaky ny mandinika isika hamantatra hoe ahoana no tokony hitondrantsika tena, dia misy hatrany feo mibitsika ao anatintsika manao hoe: izao no adidinao. Ary rehefa tsy nahatanteraka io adidy natolotra antsika araka izany io isika, ilay feo io ihany no injao manako sy manohitra ny ataontsika. Noho ilay feo miteny amintsika amin’ny endrika fibaikona, dia tsapantsika tsara fa tsy maintsy ho nipoitra avy amina fisiana ambony noho isika izany, nefa io fisiana io dia tsy hitantsika mazava hoe iza izy io, na inona izy io[…]. Ny fiarahamonina, amin’izy mamolavola antsika ara-môraly, no nametraka ireo fihetseham-po izay mandidy ny fitondratenantsika amin’ny fomba hentitra, na manohitra amin’ny alalan’ny herintsika koa rehefa mandà ny hankato ireo baikony isika. Asany sady maneho azy ny feon’ny fieritreretantsika ; rehefa miteny ny fahatsiarovantenantsika dia ny fiarahamonina izay no miteny ao anatintsika.”

                                                                                  E. DURKHEIM in: L’éducation morale


Modifié le: Friday 8 September 2017, 11:43