Enoncé Histo - Géo série C-D 2001
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2001
histoire-geographie – Séries : C – D
N.B. : Le candidat doit traiter UN groupe de sujets sur les deux proposés.
Premier groupe :
1 – Question obligatoire : Histoire
L’organisation économique et militaire du bloc communiste. ( 5 pts )
2 – Dissertation : Géographie
Le développement industriel des Etats-Unis est le résultat des conditions naturelles favorables et de l’efficacité de l’organisation humaine. Expliquez. (15 pts)
Deuxième groupe :
1 - Question obligatoire : Géographie
Complétez la carte en indiquant sur la légende les différents types de climat des Etats-Unis. ( 5 pts )
2 – Dissertation : Histoire
Le bilan de la seconde guerre mondiale et le rôle des Etats-Unis dans l’organisation de la paix et la reconstruction. Expliquez. (15 pts)
- - - - - - - - - - - - - - - -
N.B. : Sokajy IRAY amin’ireo roa atolotra azy no ataon’ny mpiadina.
Sokajy I :
1 – Fanontaniana tsy maintsy valiana : Tantara.
Ny lamina ara-toekarena sy ara-tafika teo amin’ny vondrontany kominista. ( isa 5 )
2 – Famoaboasan-kevitra : Jeografia.
Ny fandrosoan’ny indostria amerikana dia vokatry ny fahatsaran’ny zava-misy ara-boajanahary sy ny fahombiazan’ny fandaminana nentin’ny olona. Hazavao. ( isa 15 )
Sokajy II :
1 – Fanontaniana tsy maintsy valiana : Jeografia.
Fenoy ity sarintany ity ka apetraho eo amin’ny maribolana ny karazana toetany misy any Etazonia. ( isa 5 )
2 – Famoaboasan-kevitra : Tantara.
Ny tombambokatry ny ady lehibe faharoa sy ny anjara noraisin’i Etazonia teo amin’ny fandaminana ny fandriampahalemana sy ny asam-panarenana. Hazavao. ( isa 15 )