Enoncé Philosophie série CD 2000
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2000
philosophie – Séries : C – D
N.B : Le candidat doit traiter UN sujet sur les TROIS proposés.
SUJET I
« Le prix de l’indépendance est la responsabilité, mais beaucoup d’hommes refusent de le payer ».
Que pensez-vous de cette affirmation ?
SUJET II
« Si l’erreur est humaine, la connaissance sensible est-elle pour la connaissance scientifique,
un obstacle ou une condition nécessaire ? ».
SUJET III
Faites l’analyse ordonnée de ce texte en vue de dégager son intérêt philosophique.
« La philosophie authentique, bien loin d’ignorer le monde matériel, réfléchira à partir de ce monde qui conditionne toutes nos pensées. Faite pour élever, la philosophie n’est pas destinée à exiler. Et la réflexion ne doit pas être une évasion. Cependant, le philosophe ne se contente pas de vivre les événements pêle-mêle, dans leur diversité concrète ( … ) Il se propose de tirer la leçon de l’événement, de rapprocher les événements les uns des autres pour les comprendre – pour les prendre ensemble – afin d’aboutir à une vision systématique, c’est-à-dire unifiée de l’univers. ANDRE VERGEZ ET DENIS HUISMAN.
Nouveau Court traité de Philosophie. Tome I, p 28.
---------------------------------------------------------
N.B : Laza adina IRAY amin’ireo TELO atolotra azy no ataon’ny mpiadina.
LAZA ADINA I
« Ny saran’ny fahaleovan-tena dia ny fandraisana andraikitra, kanefa maro ny olona no mandà tsy hanefa azy ».
Ahoana ny hevitrao mikasika io fanambarana io ?
LAZA ADINA II
« Raha tandra vadin-koditra amin’ny olombelona ny fahadisoana, ny fahalalana avy amin’ny taovam-pandrenesana ve ho an’ny fahalalana siantifika, vato misakana sa fepetra tsy maintsy ilaina ? »
LAZA ADINA III
Fakafakao amin’ny fomba mirindra ny lahatsoratra mba hanasongadinana ny lanjany ara-pilôzôfia.
« Ny tena filôzôfia, manalavitra ny tsy hahalala ny tontolo tsapa, dia manao fandinihina miainga amin’io tontolo io izay mamariparitra rahateo ny toetry ny fiheverantsika manontolo. Natao mba hanandratra izany ny filôzôfia fa tsy voalahatra hampitoka-monina akory. Ary ny fandinihina eo dia tsy tokony ho filefana velively. Izao anefa, tsy natao hianina fotsiny amin’ny fiainana ireo fisehoan-javatra misafotofoto ao anatin’ny fahasamihafany avy ny filôzôfa. Manolo-tena hisintona lesona avy amin’ny zava-mitranga izy mba hampifanantonana ny fisehoan-javatra tsirairay avy ary hahalalana azy tsara – handraisana azy mitambatra – ka hahatongavana amin’ny fomba fijery mitohy, izany hoe mifamatotra eo amin’izao tontolo izao.
ANDRE VERGEZ ET DENIS HUISMAN.
Nouveau Court traité de Philosophie. Tome I, p 28.